🎯Lehilahy iray 23 taona nikasa hamaky trano  no voasambotra ny Polisy ny 26 febroary 2026 tamin’ny 2 ora maraina, teny Ambohimanatrika Atsimondrano.

 

🛡️Araka ny antso vonjy nataon’ny mponina dia tonga haingana sy ara-potoana ny Polisy ary mbola tratra teo amin’ny varavarankely ity mpamaky trano ity. Nandritra ny fisamborana azy dia nahitĂ na  « matraque » sy fitaovana fanapahana vy teny aminy.

 

âś…Nentina avy hatrany tany amin’ny Kaomisaria ao Tanjombato izy hanaovana fanadihadiana alohan’ny hanolorana azy any fampanoavana

 

AMBOHIMANATRIKA ATSIMONDRANO : LEHILAHY IRAY TRATRA AMBODIOMBY NAMAKY TRANO, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer