-Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina
-Ny 06 Martsa 2026, tao anatin’ny hetsika “Mahomby”, olona miisa 02 no voasambotry ny Polisy tao Ambalakisoa noho ny fivarotana rongony.
Rongony 185 fonosana sy harona roa feno zava-mahadomelina no tratra teny amin’izy ireo.
-Nentina natao famotorana ireo voasambotra ary mitohy ny fanadihadiana ataon’ny Polisimpirenena momba ity raharaha ity.

 

TOAMASINA : OLONA ROA VOASAMBOTRA NOHO NY FIVAROTANA RONGONY

Vous pourrez aussi aimer