FILAZANA FIKAROHANA

Iangaviana izay mahita na mahalala ny misy ity vehivavy miseho sary ity mba hampandre haingana ny SERVICE CENTRAL DES AFFAIRES RESERVEES PRES DIRECTION DE LA POLICE ECONOMIQUE ANOSY (DPE) na hiantso ny laharana :

034 43 986 45

034 99 855 18

034 18 629 06

ANARANA: HANITRINIAINA

FANAMPINY : NIRINA LALAO MARIE CHANDRINE

DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 10 Août 1997 tao Tanambe Amparafaravola

ZANAK’i : RANDRIANIAINA Johnny Walker

SY : RASOLOMALALA Nirina Lalao

CIN : 401.012.059.439 ny 29 aout 2016 natao tao MAHAJANGA

TOERAM-PONENANY FARANY : NAMONTANA

ANTONY : Emission de chèque sans provision.

Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

Ampahafantarina ny rehetra fa izay mandray na mampiantrano na manafina olon-dratsy dia raisina ho mpiray tsikombakomba aminy ka hohenjehana araka ny lalàna.

FILAZANA FIKAROHANA

Vous pourrez aussi aimer