đłđđđđ’đ đŽđđđđđđđđđ[đđđđ, đđđđ-4 đđđđđđđ 2024] â Manamafy ny fametrahana ireo paikady mahomby hanatratrarana ny tanjona kendren’ny Politika ankapobenâny Fanjakana, sy hivoizana ny kolontsain’ny fandriampahalemana eto Madagasikara ny Vondron-kery telo lehibe misahana izany, dia ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarmariam-pirenena.
