FILAZANA FIKAROHANA

👉 Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika Analamanga na hiantso ity laharana finday ity : 📱034 66 644 99 ✅️ Toy

DRSP ATSIMO ANDREFANA.CRFIP TOLIARA

👮Lehilahy roa no voasambotrin’ny Polisy miasa ao amin’ny FIP faritra Atsimo Andrefana ny 15 Novambra 2024 alina , tratra ambody omby nangalatra « Cyclopousse » 👉Manamafy ireo asa fisafoana fanaony moa ny mpitandro ny filaminana miasa any an-toerana. Nandritra ny

DRSP SAVA_SRPJ SAVA

👮Tratran’ny Polisy tao an-tranony, ao Antanifotsy Sambava, ny talata 12 Novambra 2024, ilay tompon’antoka tamin’ny resaka halatra moto. 👉Araka ny loharanom-baovao mari-pototra avy amin’olona tsara sitrapo hoe nisy lehilahy manafina moto halatra tao amin’ny toeram-ponenany ao Antanifotsy Sambava dia nanao

DRSP ANALAMANGA CSP 5 MAHAMASINA

👮Saron ‘ny Polisy miasa ao amin’ny CSP5 Mahamasina tao amin’ny Fokontany Ouest Mananjara, ny Zoma 15 Novambra 2024, ny lehilahy miisa 03 nikonokonona hanao asa ratsy izay niteraka horohoro eny amin’iny faritra iny. 👉Fantatra fa misy olona midoroka zava -mahadomelina