👉Fampanarahan-dalà na, fanabeazana ✅Tontosa tao amin’ny kianja monisipaly ao Manakara ny 11 mey 2025 ny fiofanana natokana ho an’ireo mpamily cyclo-pousse nokarakarain’ny Kaominina Manakara niaraka tamin’ny Polisimpirenena. Natao izao fiofanana izao mba ho fampianarana ireo lalà na mifehy ny fifamoivozana sy fampahafantarana
