Ady amin’ny halatra mianjady amin’ireo fananana iombonana – Teo am-pangalarana ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tetsy Tsiadana ity lehilahy ity no tsikaritry ny fokonolona ka niantsoan’izy ireo Polisy, ny maraimben’ny 27 Aogositra 2025. – Tonga haingana teny an-toerana ny
