FILAZANA FIKAROHANA: RATOMPOARISOA Marie Roseline

Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Brigade Criminelle Anosy na hiantso ireto laharana finday ireto : 📱034 05 517 26 📱034 05 518

LEHILAHY TELO TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA NITAZONA SY NIDOROKA « RORO », TENY AMBONDRONA SY TENY AMIN’NY TETEZAN’I BEKIRARO. MPANAO SINTO-MAHERY SADY MPANGAROM-PAOSY NY IRAY AMIN’IZY TELO LAHY IRETO

Ady amin’ny fipariahana sy fidoroahana zava-mahadomelina ➡️Vokatry ny fampitam-baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantaran’ny Polisy avy ao amin’ny CSP 1 Analakely fa misy lehilahy iray mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy izay mivezivezy matetika eny Ambondrona izy io. Lasibatra matetika amin’ny

OMBY MIISA 07 LASAN’NY DAHALO NO TAFAVERIN’NY POLISIMPIRNENA TAMIN’NY TOMPONY TAO MAEVATANANA

Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ➡️Ny alin’ny 26 Mey 2025, naharay antso ny Polisimpirenena fa misy trangana halatr’omby tao amin’ny fokontany Ambatofotsy Maevatanana. Tsy niandry ela fa nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ny Polisy ary niroso tamin’ny fanarahan-dia niaraka amin’ny Fokonolona. ➡️Vaky

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA ATAON’NY POLISIMPIRENENA : KODIARAN-DROA MIISA 06 NO NAMPIDIRINA AMBALAM-PAMONJANA REHEFA NIAKATRA TAMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA AN-TONGOTRA TETSY AMBOHIJATOVO

Hetsika fampanarahan-dalĂ na eo amin’ny fifamoivoizana ➡️Mitohy hatrany ny hetsika fandaminana ny fifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo. ➡️Ny 26 May 2025, moto miisa 06 no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention ambodiomby tamin’ny fandikan-dalĂ na, minia miakatra « trottoir » ka nampidirina

AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE

Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zavamahadomelina ➡️Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady atao amin’ny fipariahan’ny zavamahadomelina, indrindra ny fanamafisana ny fisavĂ na amin’ireo fiara mifamezivezy amin’ny lalĂ m-pirenena rehetra eto Madagasikara. ➡️Tamin’ny zoma 23 mey 2025, nahazo vaovao ny Polisy

JIOLAHY RAINDAHINY IRAY LAVON’NY BALAN’NY UIR TENY ANTOHOMADINIKA IVO

Ady amin’ny fanendahana eto Andrenivohitra ➡️Ny maraim-ben’ny 23 mey 2025 tokony ho tamin’ny 1 ora no nifanehatra tamin’ny Polisin’ny UIR sy ny CUI tany anaty elakelan-tranon’Antohomadinika IVO ity mpanendaka ity. Araka ny angom-baovao sy fitarainan’ny mponina dia elakelan-trano fivezivezena eny

VEHIVAVY 50 TAONA MISOLOKY SADY MANAO HERISETRA AMINA MPIANATRA, VOASAMBOTRY NY POLISY AVY AO AMIN’NY KAOMISARIA ITAOSY

Polisimpirenena malagasy, miaro sy manampy ny vahoaka ➡️Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Itaosy ny marainan’ny zoma 17 mey 2025 teny amin’ny fasan’Amboatavo Itaosy ny vehivavy iray 50 taona, voarohirohy ho nanao fisolokiana sy fanendahana tamina mpianatra. Taorian’ny fitarainana

FAMETRAHANA FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA, LEHILAHY TELO VOASAMBOTRA TENY ANOSIBE : 2 NOHO NY FITAZONANA SY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA, IRAY TSY NANAIKY NOSAVAINA

Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ➡️Nitohy teny amin’ny faritra Anosibe sy Anosizato Atsinanana ny hetsika manokana ataon’ny avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention sy ny UIR Tsaralalàna mba ho fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. Mandritra ny alina mandra-parain’ny andro ny hanaovana ny hetsika ka

FILAZANA FIKAROHANA:RAKOTOMALALA Faratiana Bodo Saholy

Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, ka iangaviana izay mahita na mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny Biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra, na koa hiantso ny kaomisaria Ambatondrazaka amin’ny laharana : 034 05 998 56. ✅️ Toy