FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY SY NY POLISY SINOA : HATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA FITAOVANA HO AN’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA ATSINANANA, AVY AMIN’NY DEPARTEMANTAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA AO AMIN’NY FARITAN’I ANHUI AO CHINE

Notanterahina amin’ny fomba ofisialy teto amin’ny Ecole Nationale Supérieure de Police Ivato ny 28 Jolay 2025, ny fanaovantsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Departemantan’ny Filaminambahoaka ao Anhui, an’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Chine sy ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana. Miompana amin’ny fanomezana fitaovana ho an’ny

VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY MPAMITAKA VEHIVAVY AO ANATY FACEBOOK HO MITADY “MODEL PHOTO”, AMPANAOVINY HORONANTSARY MAMOAFADY IREO VEHIVAVY ARY AOLANY AVY EO, HATRAMINA ZAZA VAVY KELY TSY AMPY TAONA NO EFA LASIBATRA TAMIN’IZANY

Ady amin’ny fanolanana sy fanararaotana ara-nofo ary ny heloka mamoafady _Renim-pianakaviana iray no nametraka fitoriana tao amin’ny Polisin’ny Cybercriminalité Anosy ny 16 Jolay 2025, momba ny zanany vavy 14 taona, izay niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataon’ity lehilahy 34 taona ity. _Fantatra

COMMISSAIRE DE POLICE MIISA 30 SY OFFICIER DE POLICE MIISA 50 AVY AMIN’NY ANDIANY MANAMPI NAHAVITA FIANIANANA AMIN’NY MAHA MPIKAROKA FANDIKAN-DALÀNA AZY IREO ANDROANY TETSY AMIN’NY FITSARANA ANOSY

Tontosa ny Alatsinainy 21 jolay 2025 tolakandro tao amin’ny lapan’ny fitsaràna Anosy ny lanonam-pitsaràna fandraisana ny fianianana amin’ny maha mpikaroka fandikan-dalàna an’ireo Commissaire de Police sy Officier de Police miisa 80 mianadahy avy amin’ny andiany MANAMPI. ➡️Natao izao fianianana izao