DRSP ANALAMANGA_CC TANA VILLE – CSP2 AMBOHIJATOVO: LEHILAHY 11 NOSAMBORIN’NY POLISY NOHO NY HALATRA FITAOVANA MARO TAO AMIN’NY TOERAM-PIASANY.

👉 Tohin’ilay raharaha nahaverezana entana maro tao amin’ny toeram-piasana izay nitazona solosaina marobe, niampy lehilahy miisa 08 indray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborin-tany faharoa Ambohijatovo. Marihana fa efa voatazona any am-ponja ny tompon’antoka tamin’izany miaraka tamin’ny

MSP – MDG – MFA

🏀🏐 Natao tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary ny 9 febroary 2025 ny fanombohana ireo hetsika maro samihafa ho fanamarihana ny faha-50 taona nahafatesan’ny Jeneraly Richard Ratsimandrava. Ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenana no nitarika ny lanonana, niaraka amin’ny Minisitry ny

DRSP BOENY_SRPJ – DPMPM

âžĄïžLehilahy avy ao Ampasika Mahajanga, nidaroka zazavavy kely 2 taona zana-badiny no nosamborin’ny Polisy avy ao amin’ny Sampandraharaham-paritra misahana ny fanenjehana fandikan-dalĂ na ao Boeny ny 5 Febroary 2025. Rehefa nanontaniana ny anton’izany izy dia nambarany fa mitomany matetika Ilay zaza

MSP ENIAP ANTSIRABE:NAPETRAKA AMBANY FANEVA NY MPIANATRA HO POLISIMPIRENENA ANDIANY FAHA-30 AVY AO AMIN’NY ENIAP, MISALOTRA NY ANARANA « MANEVA »

âžĄïž Tontosa ny 7 Febroary 2025 ny lanonana fanehoana ho ambany faneva an’ireo mpianatra ho Polisimpirenena vaovao manaraka fiofanana ao amin’ny ENIAP (École Nationale des Inspecteurs et Agents de Police) Antsirabe. Ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police

ENIAP ANTSIRABE :NY ALA, ANTOKY NY RANO SY ANGOVO »

👉 Tontosa androany 6 Febroary 2025 ny fambolen-kazo nataon’ny ENIAP Antsirabe (École Nationale des Inspecteurs et Agents de Police) izay natao tao amin’ny faritry ny sekoly ihany. Nandray anjara tamin’izany ireo mpianatra ho Polisy niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny

DRSP ANALAMANGA_CC TANA VILLE – CSP2 AMBOHIJATOVO: LEHILAHY 03 NOSAMBORIN’NY POLISY NOHO NY HALATRA FITAOVANA MARO TAO AMIN’NY TOERAM-PIASANY.

👉 Nametraka fitoriana tao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborin-tany faharoa Ambohijatovo ny lehibena toeram-piasàna iray izay mitazona solosaina marobe, noho ny fahaverezena karazana entana maro. Rehefa natao ny fanadihadiana sy angom-baovao samihafa dia nisy ny olona noahiahiana ary hita ny porofo fa

MSP DFIP : FANDRAISANA POLISY VAOVAO TEO ANIVON’NY HERY VONJY TAITRAN’NY POLISIMPIRENENA (FIP)

âžĄïž Tontosa ny Talata 4 Febroary 2025 teny amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin teny Antanimora ny lanonana fandraisana ireo Polisimpirenena vaovao hanatevin-daharana ny Hery Vonjitaitran’ny Polisimpirenena rehefa nahavita fiofanana manokana izy ireo. âžĄïž Ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de

DRSP SAVA CRFIP SAVA

Lehilahy 51 taona voasambotry ny Polisy tao Antalaha noho ny fitazonana basy tsy ara-dalĂ na âžĄïž Ny 29 janoary 2025 no nahazo loharanom-baovao ny Polisin’ny FIP Sava, mahakasika ity lehilahy mitazona basy tsy ara-dalĂ na tao Antalaha ity. âžĄïž Nidina ifotony ny

FILAZANA FIKAROHANA

👉Ireto olona ireto dia manana raharaha eny anivon’ny Polisimpirenena koa hiangaviana izay mahafantatra azy io mba hanantona ny « 5Ăšme SECTION DE LA BRIGADE CRIMINELLE AU SERVICE CENTRAL DES AFFAIRES CRIMINELLES A LA DIRECTION DE LA POLICE JUDICIAIRE ANOSY na hanantona