đAdy aminâny fipariahanâny zava-mahadomelina â Lehilahy roa no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao aminâny CSP2 Mangarano, Toamasina, ny harivanâny 10 May 2025 noho ny fivarotana zava-mahadomelina mahery vaika cocaĂŻne. Angom-baovao avy aminâolona tsara sitrapo no nahafantarana fa anisanâireo mpanaparitaka zava-mahadomelina mahery
