1948 – 2025 : LANONAM-PAHATSIAROVANA NY FAHA-77 TAONA NANAMARIKA NY NITIFIRANA IREO MAHERY FON’NY FIRENENA NITAKY NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA

Toy ny afo tsy maty ao am-pon’ny Malagasy ny fahatsiarovana ireo tolona sy fitiavan-tanindrazana nasehon’ireo mahery fon’ny firenena, izay nanolotra ny ainy ho an’ny fahaleovantena. ➡️Tontosa ny marainan’ny 19 Jolay 2025 tetsy Antsaham-pitifirana Ankatso ny lanonam-pahatsiarovana ny faha-77 taona nanamarihana

FIVAPOVA /ZAIKABE 2025 : MPIZAIKA MAHERIN’NY 3000 AVY AMIN’NY LAFY VALON’NY NOSY NO ANDRASANA ANY TOAMASINA NY 30 JOLAY HATRAMIN’NY 02 AOGOSITRA

Nanatanteraka valan-dresaka ho fampahafantarana ny zaikabe andiany faha 4 ny FIVAPOVA, na ny Fikambanan’ny Vady Polisy sy Polisy Vavy, ny 17 Jolay 2025 tetsy Anosy ; izay notarihin’ny Filoham-boninahitra Nasionaly, Ramatoa Faniry RAKOTOARIMANANA, vadin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka ; sy ny

TRANGA FAMONOAN’OLONA TAO AMBOHITRIMANJAKA SOAVINANDRIANA ITASY: VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA IREO ROALAHY TAMIN’NY FAMONOANA TOVOLAHY IRAY NOFITAHAN’IZY IREO

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ➡️Raha tsiahivina dia tamin’ny volana Martsa 2025 teo no tsy hita intsony ny tovolahy iray rehefa niala tao an-tranony tao Arivonimamo, voalaza fa handeha hividy vary tany Analavory. Nametraka fitarainana teny amin’ny Polisimpirenena ny fianakaviany noho

LEHILAHY IRAY NANGALATRA « IMPRIMANTE » TAO AMIN’NY SEKOLY IRAY ETSY ANATIHAZO ISOTRY TRATRA AMBODIOMBY, NAMANY ROA HAFA IHANY KOA VOASAMBOTRA

Ady amin’ny halatra isan-karazany ➡️Lehilahy iray no tratra ambodiomby teo am-pangalarana « imprimante » ny antoandron’ny talata 15 Jolay 2025, tao amin’ny sekoly iray etsy Manarintsoa Isotry. ➡️Niditra an-tsokosoko tao amin’ilay sekoly izy, nitsofoka tao amin’ny birao rehefa nahita fa tsy nisy

FANOMEZANA ARA-PITAOVANA : MASOLAVITRA MAHITA ANATY MAIZINA MIISA 04 NATOLOTRY NY MASOIVOHON’I FRANTSA HO AN’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA

Fampiroboroboana ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra marolafy ➡️Mitohy amin’ny lafiny maro ny fiaraha-miasa eo amin’ny masoivohon’i Frantsa sy ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka. Ny 15 jolay 2025, masolavitra mahita amin’ny maizina miisa efatra (04) no natolotry ny Direction de la Coopération de Sécurité