Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka – Tontosa tao Morondava ny sabotsy 06 septambra 2025 ny fitokanana ny birao vaovaon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka ao amin’ny faritra Menabe. – Ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA no tonga nitokana izany. Notronin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Ntsay Chritian;
