FILAZANA FIKAROHANA: RATOMPOARISOA Marie Roseline

Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Brigade Criminelle Anosy na hiantso ireto laharana finday ireto : 📱034 05 517 26 📱034 05 518

LEHILAHY TELO TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA NITAZONA SY NIDOROKA « RORO », TENY AMBONDRONA SY TENY AMIN’NY TETEZAN’I BEKIRARO. MPANAO SINTO-MAHERY SADY MPANGAROM-PAOSY NY IRAY AMIN’IZY TELO LAHY IRETO

Ady amin’ny fipariahana sy fidoroahana zava-mahadomelina ➡️Vokatry ny fampitam-baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantaran’ny Polisy avy ao amin’ny CSP 1 Analakely fa misy lehilahy iray mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy izay mivezivezy matetika eny Ambondrona izy io. Lasibatra matetika amin’ny

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA ATAON’NY POLISIMPIRENENA : KODIARAN-DROA MIISA 06 NO NAMPIDIRINA AMBALAM-PAMONJANA REHEFA NIAKATRA TAMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA AN-TONGOTRA TETSY AMBOHIJATOVO

Hetsika fampanarahan-dalàna eo amin’ny fifamoivoizana ➡️Mitohy hatrany ny hetsika fandaminana ny fifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo. ➡️Ny 26 May 2025, moto miisa 06 no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention ambodiomby tamin’ny fandikan-dalàna, minia miakatra « trottoir » ka nampidirina

AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE

Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zavamahadomelina ➡️Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady atao amin’ny fipariahan’ny zavamahadomelina, indrindra ny fanamafisana ny fisavàna amin’ireo fiara mifamezivezy amin’ny lalàm-pirenena rehetra eto Madagasikara. ➡️Tamin’ny zoma 23 mey 2025, nahazo vaovao ny Polisy

FAMETRAHANA FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA, LEHILAHY TELO VOASAMBOTRA TENY ANOSIBE : 2 NOHO NY FITAZONANA SY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA, IRAY TSY NANAIKY NOSAVAINA

Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ➡️Nitohy teny amin’ny faritra Anosibe sy Anosizato Atsinanana ny hetsika manokana ataon’ny avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention sy ny UIR Tsaralalàna mba ho fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. Mandritra ny alina mandra-parain’ny andro ny hanaovana ny hetsika ka