POLISIMPIRENENA : NANAO JERY TODIKA SY TOMBANA TAMIN’NY FOMBA FIASA NATAO NANDRITRA NY FITSIDIHAM-PANJAKANA SY NY FIVORIANA AN-TAMPON’NY COI, MBA AHAFAHANA MITONDRA FANATSARANA AMIN’NY ASA LEHIBE IZAY MBOLA HO AVY

✅Notarihan’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, ny 5 mey 2025, tetsy amin’ny kaomisaria foibe Tsaralalàna ny fivoriana lehibe izay nanaovana jery todika sy nitondràna tombana tamin’ireo asa vitan’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena nandritra ny

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NANOLOTRA FISAORANA NOHO NY FOMBA FIASA MATIHANINA NASEHON’NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA IREO FOTOAN-DEHIBE NISEHO TETO AMIN’NY FIRENENA TAMIN’NY VOLANA APRILY, NITONDRA TORO-MARIKA SY NAMPORISIKA IHANY KOA MBA HITONDRA FANATSARANA HATRANY AMIN’NY ASA IZAY MBOLA MIANDRY

➡️Fahombiazana no vokatra azo teto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, teo anatrehan’ny fanomanana sy ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fitsidihana ara-panjakana sy ny fihaonana an-tampony fahadimin’ny vaomieran’ny Ranomasimbe indiana natao teto amintsika ny 23 – 24 Aprily 2025 fa indrindra ny