Ady amin’ny fanendahana eto Andrenivohitra ➡️Ny maraim-ben’ny 23 mey 2025 tokony ho tamin’ny 1 ora no nifanehatra tamin’ny Polisin’ny UIR sy ny CUI tany anaty elakelan-tranon’Antohomadinika IVO ity mpanendaka ity. Araka ny angom-baovao sy fitarainan’ny mponina dia elakelan-trano fivezivezena eny
