Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zavamahadomelina ✅Voasambotry ny Polisy miasa ao amin ‘ny Komisaria Maroantsetra, Fitaleavam -paritry ny Filaminam-bahoaka ANALANJIROFO ny lehilahy roa 39 sy 50 taona ny 27 sy 28 may 2025 lasa teo tao Maroantsetra noho ny fitazonana
