02 JONA 2025- NANOMBOKA AMIN’NY FOMBA OFISIALY ANDROANY MANOLOANA NY LAPAN’NY TANANA ANALAKELY NY FANAMARIHANA NY FAHA-65 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA SY NIJOROAN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY

« Ny Fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana » ny lohahevitra entina hanamarihana izany amin’ity taona ity. Notsipihan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina rahateo fa raha tsy ny fitiavan-tanindrazana no mibaiko ny asa, dia tsy ho tratra ny tanjona. Ary raha tsy ny Tanindrazana no laharam-pahamehana,