BRIGADE FÉMININE DE PROXIMITÉ (BFP) TSARALALANA : MITOHY NY HETSIKA HO FANATANTERAHANA NY TENY MIAINA « POLISIMPIRENENA MIARO SY MANAMPY NY VAHOAKA »

Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka ✅Mirotsaka an-tsehatra mifandray mivantana amin’ny mponina ny Brigade Féminine de Proximité (BFP), tsy miresaka fotsiny momba ny fanentanana amin’ny ady amin’ny herisetra, fa eo ihany koa ny fanentanana momba ny fitandremana amin’ireo ambana amin’ny tsy fandriam-pahalemana.