Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina ➡️Lehilahy iray no tratran’ny Polisy miasa ao amin’ny PPA3 Ilanivato ambodiomby teo am-pivarotana rongony tao antranony tao Ampangabe Anjanakinifolo, ny marainan’ny Alahady 8 Jona 2025. ➡️Rongony 1Kg sy fonosana rongony miisa 113 no tratra
