NIDOBOKA ENY TSIAFAHY ILAY TERA-TANY INDIANA TRATRAN’NY POLISY MISAHANA NY SISIN-TANY SAIKA HANONDRANA AN-TSOKOSOKO VOVO-BOLAMENA

👉Ady amin’ny fanondranana ny harem-pirenena an-tsokosoko ➡️Tsy mitsahatra mivoatra ny teti-dratsin’ireo mpanondrana harena ankibon’ny tany an-tsokotsoko. Teratany Indiana iray indray no tratran’ny Polisy misahana ny sisin-tany teo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny Alakamisy 5 Jona 2025 teo, raha nikasa hanondrana an-tsokosoko

KERMESY LEHIBE KARAKARAIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA ETSY AMIN’NY KIANJA BAREA MAHAMASINA : MAHASARIKA OLONA MARO

✅Nosokafana androany Talata 10 jona 2025 tamin’ny fomba ofisialy ny kermesy lehibe fampiratiana ireo tantaran’ny Hery Fiarovana sy Filaminana ao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina, hetsika tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha 65 taona nijoroan’ny foloalindahy malagasy sy ny niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena. ➡️