LEHILAHY MIISA 07 MPISOLOKY SY MPANAO TRAFIKANA VOAMASO NO VOASAMBOTRY NY POLISY MIASA AO AMIN’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA IHOROMBE

👉Ady amin’ny asan-jiolahy ➡️Loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitra-po no nahafantaran’ny Polisy avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Ihosy fa misy andian’olona mitady mpividy voamaso mivezivezy eo an-tampontanàn’Ihosy. ➡️Ny 10 Jona 2025 maraina, rehefa tafapetraka ny paikady hahafahana misambotra ireo andian’olona