Ady amin’ny fisolokiana ➡️Tovolahy 17 taona sy 18 taona no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany faharoa Ambohinjatovo teo am-pisolokiana olona teny Saropody Tanjombato, ny marainan’ny 12 Jona 2025. ➡️Milaza ireto tovolahy ireto fa manana merkiora ary mitady olona
