MAHASARIKA OLONA MARO NY KERIMESY LEHIBE KARAKARAIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA ETSY AMIN’NY KIANJA BAREA MAHAMASINA

🏃‍♀️👨‍👩‍👧‍👦Mahasarika olona maro na ankizy, na tanora, na olon-dehibe ny Kerimesy Lehibe karakarain’ny Hery Fiarovana sy Filaminana, izay ivondronan’ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarimariam-pirenena. Tontosaina eny amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina nanomboka ny Talata 10 jona teo ary tsy