Ady amin’ny fisolokiana ➡️Araka ny fitarainana nataona olom-boafidy iray teo aloha, tao Ambatondrazaka, dia nisy lehilahy niantso azy foana ary mitonona ho mpitsara miasa ao amin’ny tribonaly Ambatondrazaka. Nilaza ity lehilahy ity fa misy raharaha eny amin’ny fitsarana momba ity
