FILAZANA FIKAROHANA :RAKOTOARISON Tantely Jean Orsini

Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, ka iangaviana izay mahita na mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny SUT Tsaralalana na ihany koa hanatona ny Kaomisaria na biraon’ny Polisy akaiky anao indrinda, na miantso avy hatrany ny laharana

FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO TENY AMBOHIMALAZA : AO ANATIN’NY FANAOVANA FITSIRIHANA IREO AMBIN-TSAKAFO TAVELA NY AVY AO AMIN’NY MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA. HIARAHAN’NY POLISIMPIRENENA SY NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA NY FANADIHADIANA MOMBA INY RAHARAHA INY

Manolona ny tranga famoizana ain’olona noho ny fanapoizinana ara-tsakafo niseho tamina trano filanonana iray teny Ambohimangakely dia nanao valandresaka ho an’ny panao gazety ny avy eo anivon’ny Polisimpirenena sy ny Zandarimariampirenena, izay mandray an-tanana miaraka ny fanadihadiana momba iny raharaha