Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka ➡️Ankoatran’ny iraka manokana ho fiarovana ireo ivon-toerampanadinana nandritra ny adina CEPE teo, tao Mahajana dia nampiseho fihetsika ho fanohanana sy fankaharezana ireo ankizy madinika sy ny raiamandreny ihany koa ny FIPOMIMA na ny Fikambanan’ny Polisy Miasa
