Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka ➡️Vehivavy iray efa fantatra amin’ny fisolokiana famerim-bola anaty taxi-be no mbola namerina indray ny Sabotsy 21 Jona 2025 maraina tetsy Ampefiloha, tanaty zotra 138 ka niteraka resabe tao anaty fiara fitateram-bahoaka satria nisy tamin’ireo mpandeha no
