Tontosa teny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena sy ny kolon-tsaina Mahamasina, ny tolakandron’ny Sabotsy 14 Jona 2025, ny seho haiady izay tafiditra ao anatin’ireo hetsika fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. ➡️Nandray anjara mavitrika tamin’ity hetsika ity ny avy eto
