Ady amin’ny asan-jiolahy ✅Nahazo loharanom-baovao avy amina olona tsara sitrapo ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Farafangana fa misy andian-jiolahy mikononkonona fanafihana tao amin’ny fokotany Andranomakoko. ➡️Nidina teny an-toerana ireo Polisy ny 30 Jona 2025 alina nijery izany ary voaporofo
