Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ✅ Lehilahy roa no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny CSP Soavinandriana nandritra ny fisafoana alina ny 6 jolay 2025. Rehefa nosavain’ny Polisy izy roalahy ireto dia nahatratrarana entana maro mampiahiahy sy fitaovana ahafahana mamaky trano
