Ady amin’ny kolikoly ✅Tontosa ny faha 10 Jolay 2025 ny fanatanterahan’ireo Polisy misahana ny fanadihadiana sy fanenjehana fandikan-dalàna (OPJ) ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka SAVA, ny ny fanambaram-pananana eny amin’ny Birao Mahaleotena Miady amin’ny Kolikoly (BIANCO) tao Sambava, araka ny
