TRANGA FAMONOAN’OLONA TAO AMBOHITRIMANJAKA SOAVINANDRIANA ITASY: VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA IREO ROALAHY TAMIN’NY FAMONOANA TOVOLAHY IRAY NOFITAHAN’IZY IREO

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ➡️Raha tsiahivina dia tamin’ny volana Martsa 2025 teo no tsy hita intsony ny tovolahy iray rehefa niala tao an-tranony tao Arivonimamo, voalaza fa handeha hividy vary tany Analavory. Nametraka fitarainana teny amin’ny Polisimpirenena ny fianakaviany noho