MPANAO VOLA SANDOKA, MPAMAKY TRANO, MPAMADIKA MENAKA SAKAFO HO LASA RANO : LEHILAHY DIMY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAO FIANARANTSOA ARY NIDOBOKA AM-PONJA AVOKOA

Fametrahana ny fandriampahalemana maharitra ➡️Fisolokiana amin’ny menaka sakafo : Voasambotry ny Polisy tao Fianarantsoa ny lehilahy iray 39 taona ny fiandohan’ny herinandro teo, noho ny fanoloany nuy menaka sakafo amin’ny rano mba entina hisolokiana. Rano maloto no natakalony ilay menaka

1948 – 2025 : LANONAM-PAHATSIAROVANA NY FAHA-77 TAONA NANAMARIKA NY NITIFIRANA IREO MAHERY FON’NY FIRENENA NITAKY NY FAHALEOVANTENAN’I MADAGASIKARA

Toy ny afo tsy maty ao am-pon’ny Malagasy ny fahatsiarovana ireo tolona sy fitiavan-tanindrazana nasehon’ireo mahery fon’ny firenena, izay nanolotra ny ainy ho an’ny fahaleovantena. ➡️Tontosa ny marainan’ny 19 Jolay 2025 tetsy Antsaham-pitifirana Ankatso ny lanonam-pahatsiarovana ny faha-77 taona nanamarihana