Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka -Notokanana androany 31 Jolay 2025 ny Kaomisaria Boriborin-tany voalohany Ambodimanga ao Toamasina. Nitarika ny fotoana ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ; notronon’ireo tompon’andraikitra ambony avy ao amin’ny MInisteran’ny Filaminambahoaka foibe
