-Tontosa ny Zoma 01 Aogositra 2025 tao amin’ny village touristique Mahajanga ny fanokafana ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakàna sy ireo andrim-panjakàna, andiany faha fito, na ny ASIEF, izay hizotra mandritra ny 15 andro. Taranjam-panatanjahantena maro no hifaninanana mandritra izao
