Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana -Lehilahy iray monina eny Anosibe no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Komisaria Boriborintany faharoa ambodiomby nangalatra moto teny Andohanimandroseza ny harivan’ny 03 Aogositra 2025. -Nanararaotra ny olona variana ka nihevitra ity mpangalatra ity fa tsy
