👉Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. đź‘®Loharanom-baovao mari-pototra no nahafantaran’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriboritany Voalohany ao Tanambao V Antsiranana fa misy lehilahy mivarotra rongony, mitazona sy mitahiry izany ao an-tranony. Vokatr’izany dia nanao velam-pandrika sy fidinana tampoka ny Polisy ny
