Ady amin’ny asan-jiolahy ✅Nandritra ny fisafoana mahazatra fanaon’ny Polisin’ny Unité d’Intervention Rapide (UIR) tamin’ny fokontany Mangarano II sy ny manodidina no nifanehitra tamina andian-jiolahy ireo mpitandro ny filaminana. ➡️Rehefa niroso tamin’ny fampijanonana mba ho fisavàna ireo UIR dia namaly sy
