Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy fandrobàna fiara amin’ny lalam-pirenena faha-2. ✅ Vokatry ny hetsika haingana nataon’ny Polisy avy ao Moramanga taorian’ny fitarainana nataon’ny mpamily fiarabe mpitatitra entana avy any Toamasina miakatra aty Antananarivo, ny alin’ny 11 Aogositra hifoha ny 12
