Ady amin’ny fanaovana sy fanapariahana vola sandoka ✅ Lehilahy roa no voasambotry ny Polisimpirenena tao Antampontsena, Kaominina Ambanivohitra Ambovombe Centre, Distrikan’i Manandriana, Faritra Amoron’i Mania ny 13 aogositra 2025, noho ny famitahana “Cash Point” tamin’ny vola sandoka. ✅ Vola sandoka
