Ady amin’ny zava-mahadomelina, ady amin’ny herisetra – Faritra anisan’ny tena ahitàna betsaka ny rongony « cannabis » na antsoin’ireo mpidoroka izany koa hoe « jamala » izay fahita matetika eto Madagasikara ny ao Toliara, renivohitry ny faritra Atsimo Andrefana. Tsy
