Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy asan-jiolahy -Nahare angom-baovao ny Polisy ao Farafangana fa misy jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana mihaodihoady ao an-tampon-tanàna. -Nanara-maso sy niatrana tamin’ny toerana voatondro fa fivezivezen’ity olon-dratsy ity ny Polisin’ny FIP ao Farafangana mba hahafahana manakana ny
