Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka ✅Tonga nitsidika ny toerana hananganana Kaomisaria ho an’ny Distrikan’i Mahajanga II tao amin’ny kaominina Belobaka ny Alatsinainy 25 Aogositra 2025 ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. ✅Nanotrona azy tamin’izany ny lehiben’ny
