Ady amin’ny fanolanana sy herisetra mianjady amin’ny ankizy – Ny 25 Aogositra 2025 tokony ho tamin’ny 11 ora alina, lehilahy iray mpitondra bajaj no tra-tehaky ny Polisin’ny UIR miasa ao Boeny rehefa nikasa ny hanolana ankizivavikely 08 taona tao anaty
