– Tanterahina eny amin’ny 1er Bataillon Parachutiste Ivato ny fiandrasana ny nofo mangatsiakan’ireo Manamboninahitra Ambony sy Mamboninahitra eo anivon’ny Foloalindahy Malagasy namoy ny ainy tamin’ny filatsahana an’elonaina ny Alarobia 26 Aogositra 2025. – Tonga naneho fiaraha-miory tamin’ny fianakaviana mana-manjo ny
