Ady amin’ny fakàna an-keriny -Raha tsiahivina dia nisehoana fakana an-keriny zazavavy kely 5 taona tao Ambohimandroso Amparafaravola, Faritra Alaotra Mangoro, ny 13 aogositra 2025 hariva. -Nitaky vola 150 tapitrisa Ariary tamin‘ny reniny moa izy ireo ary taorian‘ny fifanarahana dia tapaka
