Ady amin’ny asan-jiolahy ✅Jiolahy raindahiny efa mpamerin-keloka tamin’ny halatra moto sy famakiana fiara mipetraka amoron-dalana ity maty voatifitra ity. Nandritra ny fisafoana nataon’ny Unité d’Intervention Rapide ao Toamasina teny amin’ny faritra amoron-dranomasina MIAMI, ny alin’ny 30 jolay 2025 no nahatratrarana
