NIHAONA SY NITAFA TAMIN’IREO POLISIMPIRENENA MIASA ETO ANTANANARIVO TENY AMIN’NY FOIBEM-PIBAIKOANA NY POLISIMPIRENENA TENY ANOSY, TAO AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA ARY TENY AMIN’NY FIP ANTANIMORA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA, NY INSPECTEUR GENERAL DE POLICE ERICK MICHEL WOULI SOUMAH IDRISSA

-Nisongadina androany maraina ny fitsidihana voalohany nataon’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa, teny amin’ireo rafitra fototra eo anivon’ny Polisimpirenena ; dia ny teny amin’ny foibem-pibaikoana ny Polisimpirenena etsy Anosy, teny amin’ny Kaomisaria

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN’IREO MINISITRA ROA TONTA VAO NANDRAY NY ASANY SY NY MINISITRA TEO ALOHA

🤝Tontosa ny marainan’ny faha 29 oktobra 2025 tao Anosy ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Ministry ny Filaminambahoaka teo aloha, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ny Aina sy ny Minisitry ny Filaminambahoaka vao voatendry, ny Inspecteur Général de Police ERICK

ANDEMBY, TOLIARA II, FARITRA ATSIMO ANDREFANA : TAFAVERINA SOA AMANTSARA AMIN’NY TOMPONY IREO OMBY NANGALARIN’NY DAHALO NOHO NY FIROTSAHANA AN-TSEHATRA NATAON’NY POLISIMPIRENENA

Ady amin’ny halatra omby sy fitandroana ny fandriam-pahalemana ambanivohitra -Nitrangàna fanafihan-dahalo tao amin’ny kaominina Andemby, ao amin’ny Distrika ‘i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana ny 24 oktobra 2025 maraina ka omby miisa efatra no lasan’ireo jiolahy tamin’izany. – Tsy niandry

DRSP BONGOLAVA : NAMPIOFANINA MOMBA NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY POLISIMPIRENENA SY NY MANAMPAHEFANA IREO LEHIBEM-POKONTANY, « QUARTIERS MOBILES » ARY MPIKAMBAN’NY ANDRIMASOM-POKONOLONA AO TSIROANOMANDIDY

🤝 Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka 📅 Tontosa ny 18 oktobra 2025 tao amin’ny Tranompokonolona Tsiroanomandidy ny fampiofanana natokana ho an’ireo lehiben’ny Fokontany miisa 16, « quartiers mobiles » ary mpikamban’ny andrimasom-pokonolona, nokarakarain’ny DRSP Bongolava ho fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny Polisimpirenena sy ny

TSARATANANA, FARITRA BETSIBOKA : RONGONY MILANJA 14 KG NO SARONA NANDRITRA NY FISAFOANA ALINA NATAON’NY POLISIMPIRENENA

🚔 Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina 🎯 Nandritra ny fisafoana mahazatra nataon’ny Polisin’ny Kaomisaria Tsaratanàna tamin’ny alin’ny 18 oktobra 2025, dia nifanena tamin’ny lehilahy roa nitondra gony izy ireo, teny amin’ny fokontany Ambany Hôpital, Tsaratanana. 🏃‍♂️ Raha vao nahatazana ireo Polisy