Ady amin’ny fanaovana hosoka isan-karazany – Voasambotry ny Polisimpirenena ao Ambositra ny lehilahy iray, taorian’ny nahitana vola sandoka miisa efapolo (40), mitentina roa alina ariary (20 000 Ar) isanisany teny aminy, ny tolakandron’ny alatsinainy 06 oktobra 2025, tao an-toerana. –
